Estera 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hitan’i Hamana fa tsy niondrika na niankohoka teo anatrehany i Mordekay,+ ka romotry ny hatezerana izy.+ Mpitoriteny 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aoka ianao tsy ho mora tezitra,+ fa ny fahatezerana mitoetra ao an-tratran’ny adala.+
5 Ary hitan’i Hamana fa tsy niondrika na niankohoka teo anatrehany i Mordekay,+ ka romotry ny hatezerana izy.+