Estera 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Estera, nandritra ny fotoana fandrosoana divay: “Inona no angatahinao?+ Fa homena anao izany! Ary inona no tadiavinao? Fa na hatramin’ny antsasaky ny fanjakana aza dia homena anao!”
6 Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Estera, nandritra ny fotoana fandrosoana divay: “Inona no angatahinao?+ Fa homena anao izany! Ary inona no tadiavinao? Fa na hatramin’ny antsasaky ny fanjakana aza dia homena anao!”