36 Dia nomenay an’ireo lehibem-paritany+ notendren’ny mpanjaka, sy ny governora+ atỳ ampitan’ny Renirano+ ny lalàn’ny+ mpanjaka, ka nanome fanampiana ho an’ny vahoaka+ sy ny tranon’Andriamanitra izy ireo.
3 Ary nanampy an’ireo Jiosy avokoa ny mpifehy isam-paritany+ sy ny lehibem-paritany+ sy ny governora ary ny mpiandraikitra ny raharahan’ny+ mpanjaka, satria natahotra+ an’i Mordekay izy ireo.
6Ary hitan’i Dariosy fa tsara ny hisian’ny lehibem-paritany, ka nanendry olona roapolo amby zato ho amin’izany toerana izany izy, ary ireo no hitantana ilay fanjakana manontolo.+