Estera 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Navoaka tao an-dapan’i Sosana+ koa ilay lalàna. Dia niolomay+ ireo iraka noho ny tenin’ny mpanjaka. Ary nipetraka hisotro i Hamana sy ny mpanjaka,+ fa nisahotaka+ kosa ny tao an-tanànan’i Sosana.+
15 Navoaka tao an-dapan’i Sosana+ koa ilay lalàna. Dia niolomay+ ireo iraka noho ny tenin’ny mpanjaka. Ary nipetraka hisotro i Hamana sy ny mpanjaka,+ fa nisahotaka+ kosa ny tao an-tanànan’i Sosana.+