FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 8:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hoy koa izy tamin’ireo: “Mandehana ka hano ny matavy ary sotroy ny mamy, dia anatero anjara+ izay tsy manana sakafo hokarakaraina. Fa masina amin’ny Tompontsika ity andro anio ity, koa aza malahelo fa ny fifaliana avy amin’i Jehovah no fiarovana mafy ho anareo.”

  • Estera 9:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana Adara+ no nataon’ny Jiosy tany amin’ireo tanàna ivelan’ny renivohitra, ho andro fifaliana+ sy fanasambe ary andro mahafaly+ hifanaterana sakafo.+

  • Estera 9:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Tamin’ireo andro ireo mantsy no afaka tamin’ny fahavalony ny Jiosy,+ ary tamin’io volana io no nanovana ny alahelony ho hafaliana, sy ny fahoriany+ ho andro mahafaly. Eny, nodidiany ny Jiosy hanao ireo andro ireo ho andro fanasambe sy fifaliana sy fifanaterana sakafo+ ary fanaterana fanomezana ho an’ny mahantra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara