Salamo 71:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aoka ho menatra sy ho levona ny mpanohitra ahy.+Aoka ho tototry ny latsa sy ny fahafaham-baraka ireo mitady hanisy ratsy ahy.+ Salamo 71:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hilaza moramora ny fahamarinanao koa ny lelako, tontolon’ny andro,+Fa menatra sy mangaihay ireo mitady hanisy ratsy ahy.+
13 Aoka ho menatra sy ho levona ny mpanohitra ahy.+Aoka ho tototry ny latsa sy ny fahafaham-baraka ireo mitady hanisy ratsy ahy.+
24 Hilaza moramora ny fahamarinanao koa ny lelako, tontolon’ny andro,+Fa menatra sy mangaihay ireo mitady hanisy ratsy ahy.+