FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka hisy didy hatao an-tsoratra handripahana azy ireo. Ary handoa talenta volafotsy iray alina+ aho, homena an’ireo hanao izany,+ ka harotsaka ao amin’ny tahirim-bolam-panjakana.”

  • Estera 8:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 ka niteny hoe: “Raha sitraky ny mpanjaka ka mahazo sitraka+ amin’ny mpanjaka aho, ary raha hitan’ny mpanjaka fa mety izao ka mahazo sitraka eto imasony aho, dia aoka hisy taratasy+ hosoratana mba hanafoanana an’izay nosoratan’i Hamana zanak’i Hamedota Agagita,+ momba ny teti-dratsiny handringanana ny Jiosy+ any amin’ny faritany rehetra eran’ny fanjakana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara