FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tamin’ny andro fahafito, raha iny falifaly azon’ny divay iny ny fon’ny mpanjaka,+ dia nilazany i Mehomana sy Bizta sy Harbona+ sy Bigta sy Abagta sy Zetara ary Karkasa, tandapa fito lahy nanompo+ teo anatrehan’i Ahasoerosy Mpanjaka,

  • Estera 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 I Karsena, Setara, Admata, Tarsisy, Meresa, Marsena, ary Memokana, izay andriana fiton’i+ Persa sy Media, no olona akaiky azy indrindra, ka afaka nankeo anatrehany+ ary nitana toerana ambony tao amin’ny fanjakana.

  • Estera 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Raha mbola teo am-piresahana izy ireo, dia tonga ny tandapan’ny mpanjaka mba haka haingana+ an’i Hamana ho any amin’ilay fanasana+ nataon’i Estera.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara