FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 43:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa hoy i Israely rainy: “Izao àry no ataovy:+ Alaivo ny vokatra tsara indrindra amin’ny tany ka ataovy ao anaty goninareo, ary ento hatao fanomezana ho an-dralehilahy,+ dia balsama+ kely, tantely+ kely, ditin-kazo ladanoma, hodi-kazo misy ditiny,+ sy voanjombazaha ary amandy.+

  • 1 Mpanjaka 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Farany, dia tonga tany Jerosalema izy sy ny mpanotrona maro be,+ narahin’ny rameva+ nitondra menaka balsama+ sy volamena be dia be ary vatosoa. Dia nankao amin’i Solomona izy, ka nilaza taminy izay rehetra tao am-pony.+

  • 2 Mpanjaka 20:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nihaino azy ireo i Hezekia, ka nasehony azy ny zava-drehetra tao amin’ny fitehirizan-karenany,+ dia ny volafotsy sy ny volamena+ sy ny menaka balsama+ sy ny menaka sarobidy ary ny fitaovam-piadiany, mbamin’izay rehetra tao amin’ny fitehirizan-karenany. Tsy nisy tsy nasehon’i Hezekia azy ny tao an-tranony sy ny tao amin’ny fanjakany manontolo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara