Eksodosy 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mankanesa any amin’ny vahoaka, ary hamasino izy ireo anio sy rahampitso, ary asaivo manasa ny lamba fitafiny.+ 1 Samoela 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia namaly izy hoe: “Eny, fihavanana! Tonga hanao sorona ho an’i Jehovah aho. Koa hamasino+ ny tenanareo, ka avia hiaraka amiko any amin’ny sorona.” Ary nohamasininy i Jese sy ireo zanany lahy, ka nantsoiny ho any amin’ny sorona.
10 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mankanesa any amin’ny vahoaka, ary hamasino izy ireo anio sy rahampitso, ary asaivo manasa ny lamba fitafiny.+
5 Dia namaly izy hoe: “Eny, fihavanana! Tonga hanao sorona ho an’i Jehovah aho. Koa hamasino+ ny tenanareo, ka avia hiaraka amiko any amin’ny sorona.” Ary nohamasininy i Jese sy ireo zanany lahy, ka nantsoiny ho any amin’ny sorona.