Salamo 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Manao ny rariny i Jehovah,+ ary tena tia ny rariny.+Ny olo-marina no hahita ny tavany.+ Salamo 71:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Avo dia avo ny fahamarinanao, Andriamanitra ô!+Lehibe ny zava-bitanao,+Ka iza no tahaka anao, Andriamanitra ô?+
19 Avo dia avo ny fahamarinanao, Andriamanitra ô!+Lehibe ny zava-bitanao,+Ka iza no tahaka anao, Andriamanitra ô?+