FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Tany am-piandohana,+ dia namorona+ ny lanitra sy ny tany+ Andriamanitra.+

  • Nehemia 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Ianao irery ihany no Jehovah.+ Ianao no nanao ny lanitra,+ eny, ny lanitry ny lanitra sy ny tafiny rehetra,+ mbamin’ny tany+ sy izay rehetra eo amboniny,+ ary ny ranomasina+ sy izay rehetra ao anatiny.+ Ianao no miantoka ny fahaveloman’ireny rehetra ireny. Miankohoka eo anatrehanao koa ny tafiky+ ny lanitra.

  • Salamo 104:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Naoriny ny tany, ary nataony mafy orina ny fototra iorenany,+

      Ka tsy ho voahozongozona mandrakizay doria.+

  • Salamo 136:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ilay namelatra ny tany ho ambonin’ny rano:+

      Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+

  • Ohabolana 8:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 sy nanome baiko ny ranomasina mba tsy hihoatra an’izay efa nandidiany,+ sy namoaka didy mba hisian’ny fototry ny tany,+

  • Hebreo 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hoy koa izy: “Ianao, Tompo ô, no nametraka ny fototry ny tany, fony tany am-piandohana, ary asan’ny tananao ny lanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara