Ohabolana 12:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Misy manao teny tsy voahevitra, ka tonga toy ny fanindron’ny sabatra,+ fa ny tenin’ny hendry kosa manasitrana.+ Ohabolana 16:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny fon’ny hendry mahatonga azy ho lalin-tsaina sy handanjalanja izay teneniny,+ ary maharesy lahatra olona ny zavatra lazainy.+ 1 Tesalonianina 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary mampirisika anareo koa izahay, ry rahalahy, mba hananatra ny tsy laitra fehezina,+ hanao teny mampahery ny kivy,+ hanohana ny malemy, ary hahari-po+ amin’ny olona rehetra.
18 Misy manao teny tsy voahevitra, ka tonga toy ny fanindron’ny sabatra,+ fa ny tenin’ny hendry kosa manasitrana.+
23 Ny fon’ny hendry mahatonga azy ho lalin-tsaina sy handanjalanja izay teneniny,+ ary maharesy lahatra olona ny zavatra lazainy.+
14 Ary mampirisika anareo koa izahay, ry rahalahy, mba hananatra ny tsy laitra fehezina,+ hanao teny mampahery ny kivy,+ hanohana ny malemy, ary hahari-po+ amin’ny olona rehetra.