Ezra 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy aho:+ “Andriamanitro ô! Tena menatra+ sy sadaikatra+ aho ny hiandrandra hitodika any aminao, ry Andriamanitro ô! Fa nihamaro ny fahadisoanay+ ka mihoatra ny lohanay, ary lehibe manakatra ny lanitra ny helokay.+ Joba 40:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Tsinontsinona aho,+Ka inona no havaliko anao?Mitampim-bava fotsiny aho.+ Salamo 51:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny alahelo mafy vokatry ny nenina no sorona sitrak’Andriamanitra.+Tsy hataonao tsinontsinona ny fo torotoro sy kivy, Andriamanitra ô!+
6 Ary hoy aho:+ “Andriamanitro ô! Tena menatra+ sy sadaikatra+ aho ny hiandrandra hitodika any aminao, ry Andriamanitro ô! Fa nihamaro ny fahadisoanay+ ka mihoatra ny lohanay, ary lehibe manakatra ny lanitra ny helokay.+
17 Ny alahelo mafy vokatry ny nenina no sorona sitrak’Andriamanitra.+Tsy hataonao tsinontsinona ny fo torotoro sy kivy, Andriamanitra ô!+