Joba 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia holazainy aminao ny tsiambaratelon’ny fahendrena,Fa maro ny zavatra raketin’ny fahendrena!Ho fantatrao koa fa tsy mitadidy ny fahadisoanao sasany Andriamanitra.+ Joba 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa ny anjeliny masina* aza tsy atokisany,+Ary ny lanitra aza tsy madio eo imasony,+ Joba 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mila olona tomady angaha moa Andriamanitra+Sa izy mila olona lalin-tsaina?
6 Dia holazainy aminao ny tsiambaratelon’ny fahendrena,Fa maro ny zavatra raketin’ny fahendrena!Ho fantatrao koa fa tsy mitadidy ny fahadisoanao sasany Andriamanitra.+