Salamo 40:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Maro ny zavatra nataonao,+Jehovah Andriamanitro ô, eny, maro ny asanao mahatalanjona sy ny fikasanao momba anay.+Tsy misy azo ampitahaina aminao.+Raha te hilaza sy hiresaka momba izany aho,Dia maro loatra ireny ka tsy ho voatanisako.+
5 Maro ny zavatra nataonao,+Jehovah Andriamanitro ô, eny, maro ny asanao mahatalanjona sy ny fikasanao momba anay.+Tsy misy azo ampitahaina aminao.+Raha te hilaza sy hiresaka momba izany aho,Dia maro loatra ireny ka tsy ho voatanisako.+