Genesisy 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Amin’ny hatsembohan’ny tavanao no hihinananao hanina, mandra-piverinao amin’ny tany, fa avy tamin’ny tany no nakana anao.+ Fa vovoka ianao ary hiverina ho vovoka indray ianao.”+ Salamo 104:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Raha manafina ny tavanao kosa ianao, dia very hevitra izy ireo.+Ary raha esorinao ny hery mamelona azy, dia tapitra ny ainy,+Ka miverina ho vovoka izy.+ Mpitoriteny 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona*+ kosa hiverina amin’Andriamanitra+ izay nanome izany.+
19 Amin’ny hatsembohan’ny tavanao no hihinananao hanina, mandra-piverinao amin’ny tany, fa avy tamin’ny tany no nakana anao.+ Fa vovoka ianao ary hiverina ho vovoka indray ianao.”+
29 Raha manafina ny tavanao kosa ianao, dia very hevitra izy ireo.+Ary raha esorinao ny hery mamelona azy, dia tapitra ny ainy,+Ka miverina ho vovoka izy.+
7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona*+ kosa hiverina amin’Andriamanitra+ izay nanome izany.+