Genesisy 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary izao no tantaran’i Noa: Olo-marina i Noa,+ ary tsy nisy tsiny izy teo amin’ny mpiara-belona taminy. Eny, niara-nandeha tamin’Andriamanitra izy.+ 2 Mpanjaka 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy+ re ny nandehanako+ teo anatrehanao tamim-pahitsiana*+ sy tamin’ny foko manontolo,+ ary ny nanaovako izay tsara teo imasonao e!”+ Dia nitomany be izy.+
9 Ary izao no tantaran’i Noa: Olo-marina i Noa,+ ary tsy nisy tsiny izy teo amin’ny mpiara-belona taminy. Eny, niara-nandeha tamin’Andriamanitra izy.+
3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy+ re ny nandehanako+ teo anatrehanao tamim-pahitsiana*+ sy tamin’ny foko manontolo,+ ary ny nanaovako izay tsara teo imasonao e!”+ Dia nitomany be izy.+