Salamo 25:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hadinoy re ny fahotan’ny fahatanorako sy ny fikomiako e!+Tsarovy anefa aho, noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Sy noho ny hatsaran-toetranao, Jehovah ô!+ Jeremia 31:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Niverina taminao aho ka nanenina noho ny ratsy vitako.+ Rehefa nampahafantarina ahy izany, dia nokapohiko ny feko satria nalahelo aho.+ Menatra sy afa-baraka koa aho,+ satria nitondra latsa aho noho izay nataoko fony fahazaza.’”+
7 Hadinoy re ny fahotan’ny fahatanorako sy ny fikomiako e!+Tsarovy anefa aho, noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Sy noho ny hatsaran-toetranao, Jehovah ô!+
19 Niverina taminao aho ka nanenina noho ny ratsy vitako.+ Rehefa nampahafantarina ahy izany, dia nokapohiko ny feko satria nalahelo aho.+ Menatra sy afa-baraka koa aho,+ satria nitondra latsa aho noho izay nataoko fony fahazaza.’”+