Salamo 103:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mihelina toy ny ahi-maitso ny androm-piainan’ny olombelona mety maty.+Mamony izy, nefa vetivety ihany toy ny voninkazo eny an-tsaha.+ Isaia 40:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Injay misy milaza hoe: “Miantsoantsoa!”+ Dia misy mamaly hoe: “Hiantso hoe ahoana?” “Ahitra ihany ny nofo rehetra, ary toy ny voninkazo eny an-tsaha+ ny hatsaram-panahiny rehetra. Jakoba 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ary ny manankarena+ satria mietry. Ho levona toy ny vonin’ny ahitra+ mantsy ny manankarena. 1 Petera 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa “tahaka ny ahitra ny nofo rehetra, ary tahaka ny vonin’ny ahitra ny voninahiny rehetra.+ Malazo ny ahitra, ary mihintsana ny voniny,+
15 Mihelina toy ny ahi-maitso ny androm-piainan’ny olombelona mety maty.+Mamony izy, nefa vetivety ihany toy ny voninkazo eny an-tsaha.+
6 Injay misy milaza hoe: “Miantsoantsoa!”+ Dia misy mamaly hoe: “Hiantso hoe ahoana?” “Ahitra ihany ny nofo rehetra, ary toy ny voninkazo eny an-tsaha+ ny hatsaram-panahiny rehetra.
24 Fa “tahaka ny ahitra ny nofo rehetra, ary tahaka ny vonin’ny ahitra ny voninahiny rehetra.+ Malazo ny ahitra, ary mihintsana ny voniny,+