FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Rehefa avy namela hafatra tamin’ny zanany lahy i Jakoba, dia navonkiny teo am-pandriana ny tongony, ka niala aina izy ary nangonina any amin’ny razany.+

  • Mpitoriteny 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa manam-piafarana ny zanak’olombelona ary manam-piafarana koa ny biby, ary mitovy ihany ny iafaran’izy roa tonta.+ Fa toy ny ahafatesan’ny iray no ahafatesan’ny iray koa.+ Iray ihany ny hery mamelona* azy roa tonta,+ koa tsy misy maha ambony ny olona amin’ny biby, fa zava-poana ny zava-drehetra.

  • Mpitoriteny 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Izay rehetra azon’ny tananao atao dia ataovy amin’ny herinao manontolo,+ fa tsy misy asa na eritreritra na fahalalana+ na fahendrena+ ao amin’ny Fasana,*+ izay toerana halehanao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara