Joba 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa ianareo kosa dia mpanoso-potaka.+Dokotera tsy misy ilana azy daholo ianareo.+ Joba 19:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mandra-pahoviana ianareo no hanorisory ahy,+Ary hanorotoro ahy amin’ny teninareo?+ Filipianina 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fitia te hifanditra+ kosa no antony itorian’iretsy voalohany, fa tsy noho ny fo madio, satria ny hampahory+ ahy amin’izao fifatorako ato am-ponja izao no heviny.
17 Fitia te hifanditra+ kosa no antony itorian’iretsy voalohany, fa tsy noho ny fo madio, satria ny hampahory+ ahy amin’izao fifatorako ato am-ponja izao no heviny.