Genesisy 20:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy ralehilahy ve no efa niteny tamiko hoe: ‘Anabaviko izy’? Ary tsy ravehivavy koa ve no efa niteny hoe: ‘Anadahiko izy’? Koa tamin’ny fo madio sy tamim-pahatsorana no nanaovako izao.”+ Salamo 24:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Izay tsy manan-tsiny eo amin’izay ataon’ny tanany sady madio fo,+Ary tsy manao tsinontsinona Ahy,*+Na mianiana hoenti-mamitaka.+ Salamo 26:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hanasa tanana aho fa tsy manan-tsiny,+Ary handeha manodidina ny alitaranao aho, Jehovah ô,+
5 Tsy ralehilahy ve no efa niteny tamiko hoe: ‘Anabaviko izy’? Ary tsy ravehivavy koa ve no efa niteny hoe: ‘Anadahiko izy’? Koa tamin’ny fo madio sy tamim-pahatsorana no nanaovako izao.”+
4 Izay tsy manan-tsiny eo amin’izay ataon’ny tanany sady madio fo,+Ary tsy manao tsinontsinona Ahy,*+Na mianiana hoenti-mamitaka.+