Joba 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mandeha haingana+ noho ny famahanan-tenona ny androko,Ary lany tsy misy fanantenana.+ Joba 9:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Mandeha haingana kokoa noho ny mpihazakazaka ny androko,+Ary lasa nandositra, ka tsy hahita zava-tsoa. Isaia 38:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy aho: “Hiditra eo am-bavahadin’ny+ Fasana* aho, amin’izao androko izao.Hesorina amiko ny taona sisa hiainako.”+
25 Mandeha haingana kokoa noho ny mpihazakazaka ny androko,+Ary lasa nandositra, ka tsy hahita zava-tsoa.
10 Hoy aho: “Hiditra eo am-bavahadin’ny+ Fasana* aho, amin’izao androko izao.Hesorina amiko ny taona sisa hiainako.”+