- 
	                        
            
            Jeremia 13:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
16 Omeo voninahitra i Jehovah Andriamanitrareo,+ dieny mbola tsy mahatonga haizina izy+ ary dieny mbola tsy mifamingana eny an-tendrombohitra ny tongotrareo rehefa maizimaizina ny andro.+ Dia hanantena ny hisian’ny mazava tokoa ianareo,+ kanjo haizim-be no hataony tonga,+ ary hovany ho haizim-pito+ aza izany.
 
 -