Matio 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Sambatra ny mamindra fo,+ fa izy no hamindrana fo. 1 Petera 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Farany, miraisa saina+ ianareo rehetra ka miaraha ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, manàna fangorahana,+ manetre tena,+
8 Farany, miraisa saina+ ianareo rehetra ka miaraha ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, manàna fangorahana,+ manetre tena,+