Joba 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hoy ireny amin’ilay tena Andriamanitra: ‘Mialà aminay!+Inona moa no azon’ilay Mahery Indrindra atao aminay?’ Salamo 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy izy anakampo:+ “Efa nanadino Andriamanitra.+Efa nanafina ny tavany izy.+Tsy ho hitany mihitsy izany.”+ Salamo 73:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hoy ireo: “Ahoana moa no ahalalan’Andriamanitra?+Manam-pahalalana angaha moa ilay Avo Indrindra?”+
17 Hoy ireny amin’ilay tena Andriamanitra: ‘Mialà aminay!+Inona moa no azon’ilay Mahery Indrindra atao aminay?’
11 Hoy izy anakampo:+ “Efa nanadino Andriamanitra.+Efa nanafina ny tavany izy.+Tsy ho hitany mihitsy izany.”+
11 Dia hoy ireo: “Ahoana moa no ahalalan’Andriamanitra?+Manam-pahalalana angaha moa ilay Avo Indrindra?”+