Salamo 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny ratsy fanahy dia handrotsahany fandrika sy afo sy solifara,+Ary rivotra mahamay. Izany no anjara kaopin’ireny.+ Isaia 26:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Manainga ny tananao ianao, Jehovah ô,+ nefa tsy jeren’izy ireo izany.+ Hijery ihany anefa izy ireo ka ho menatra,+ noho ny hafanam-ponao ho an’ny olonao. Ary handevona azy ireo ny afo+ natokana ho an’ny fahavalonao.
6 Ny ratsy fanahy dia handrotsahany fandrika sy afo sy solifara,+Ary rivotra mahamay. Izany no anjara kaopin’ireny.+
11 Manainga ny tananao ianao, Jehovah ô,+ nefa tsy jeren’izy ireo izany.+ Hijery ihany anefa izy ireo ka ho menatra,+ noho ny hafanam-ponao ho an’ny olonao. Ary handevona azy ireo ny afo+ natokana ho an’ny fahavalonao.