Joba 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Any am-pasana ny ratsy fanahy no tsy mitebiteby intsony,+Ary any ireo osa no miala sasatra.+