FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary hoy i Jehovah tamin’i Satana: “Efa nandinika an’i Joba mpanompoko ve ianao fa tsy misy tahaka azy eny ambonin’ny tany?+ Lehilahy tsy manan-tsiny+ izy, sady marina+ sy matahotra an’Andriamanitra+ ary mifady ny ratsy.”+

  • Joba 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Mba tadidio kely hoe iza moa no tsy nanan-tsiny ka maty?

      Ary taiza no nisy olo-marina+ naringana?

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara