FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 135:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Mampiakatra etona avy any amin’ny faran’ny tany izy,+

      Sady manao vavahadin-drano ho an’ny orana,+

      Ary mamoaka ny rivotra avy ao amin’ny trano fitehirizany azy.+

  • Salamo 148:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Ianareo afo sy havandra, lanezy sy setroka matevina,+

      Ianareo rivo-mahery izay manatanteraka ny teniny,+

  • Mpitoriteny 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Mianatsimo ny rivotra, ary mihodina mianavaratra.+ Mihodina izy, eny, mihodinkodina tsy misy farany,+ ary miverina mihodina indray.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara