Ohabolana 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza mihevi-tena ho hendry.+ Matahora an’i Jehovah ka mialà amin’ny ratsy.+ 1 Petera 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Aoka izy hiala amin’ny ratsy+ ka hanao ny tsara, ary hitady fihavanana ka hitandro izany.+