Salamo 58:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Andriamanitra ô, tapatapaho ho afaka ao am-bavany ny nifiny!+Jehovah ô, torotoroy ny valanoranon’ny liona tanora matanjaka! Ohabolana 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Misy taranaka manana nify toy ny sabatra, sy valanorano toy ny antsin-kena,+ mba hamongorany ny ory tsy ho amin’ny tany, sy ny mahantra tsy ho anisan’ny olombelona.+
6 Andriamanitra ô, tapatapaho ho afaka ao am-bavany ny nifiny!+Jehovah ô, torotoroy ny valanoranon’ny liona tanora matanjaka!
14 Misy taranaka manana nify toy ny sabatra, sy valanorano toy ny antsin-kena,+ mba hamongorany ny ory tsy ho amin’ny tany, sy ny mahantra tsy ho anisan’ny olombelona.+