Joba 13:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nahoana ianao no manafina ny tavanao,+Ka mihevitra ahy ho fahavalonao?+ Joba 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nandrotidrotika ahy ny fahatezerany, ary mankahala+ ahy izy.Mihidy vazana amiko koa izy.+Manjary masiaka amiko ny mason’ny fahavaloko.+ Joba 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tezitra mafy amiko izy,+Ary mihevitra ahy ho fahavalony.
9 Nandrotidrotika ahy ny fahatezerany, ary mankahala+ ahy izy.Mihidy vazana amiko koa izy.+Manjary masiaka amiko ny mason’ny fahavaloko.+