Salamo 112:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 112 Miderà an’i Jah!+ א [Alefa]Sambatra izay olona matahotra an’i Jehovah,+ב [Beta]Sy finaritra+ erỳ mankatò ny didiny.+ Matio 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Sambatra ny mahatsapa fa mila an’Andriamanitra,+ fa azy ny fanjakan’ny lanitra.+
112 Miderà an’i Jah!+ א [Alefa]Sambatra izay olona matahotra an’i Jehovah,+ב [Beta]Sy finaritra+ erỳ mankatò ny didiny.+