Salamo 37:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy ho menatra izy ireo amin’ny fotoam-pahoriana,+Ary ho voky izy amin’ny andro isian’ny mosary.+ Isaia 33:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 dia izy no honina eny amin’ny avo.+ Ary ho harambato sarotra aleha ny tendrombohitra fandosirany.+ Homena azy ny sakafony,+ ary tsy ho ritra mihitsy ny tahirin-dranony.”+
16 dia izy no honina eny amin’ny avo.+ Ary ho harambato sarotra aleha ny tendrombohitra fandosirany.+ Homena azy ny sakafony,+ ary tsy ho ritra mihitsy ny tahirin-dranony.”+