Salamo 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hanandratra ny feoko hiantso an’i Jehovah aho,Dia hamaly ahy avy any an-tendrombohiny masina izy.+ Sela. Salamo 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Handre ny fitalahoan’ny mpandefitra ianao+ Jehovah ô,Ary hampiomana ny fony.+Hanongilan-tsofina hihaino ianao,+
4 Hanandratra ny feoko hiantso an’i Jehovah aho,Dia hamaly ahy avy any an-tendrombohiny masina izy.+ Sela.
17 Handre ny fitalahoan’ny mpandefitra ianao+ Jehovah ô,Ary hampiomana ny fony.+Hanongilan-tsofina hihaino ianao,+