Jeremia 31:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hataoko manaram-po amin-javatra matavy ny mpisorona,+ ary ny oloko hataoko vokin’ny hatsaran-toetrako”,+ hoy i Jehovah. 1 Petera 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 raha efa nandramanareo fa tsara fanahy ny Tompo.+
14 Hataoko manaram-po amin-javatra matavy ny mpisorona,+ ary ny oloko hataoko vokin’ny hatsaran-toetrako”,+ hoy i Jehovah.