FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 10:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Handre ny fitalahoan’ny mpandefitra ianao+ Jehovah ô,

      Ary hampiomana ny fony.+

      Hanongilan-tsofina hihaino ianao,+

  • Salamo 18:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Niantso an’i Jehovah foana aho, tao anatin’ny fahoriako.

      Ilay Andriamanitro no nilako vonjy.+

      Tao an-tempoliny izy no nandre ny feoko,+

      Ary ren’ny sofiny aho rehefa niantso vonjy.+

  • Salamo 94:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ilay nanao ny sofina indray ve no tsy handre?+

      Ary Ilay namorona ny maso ve tsy hahita?+

  • Isaia 59:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 59 Tsy hoe nanjary fohy loatra ny tanan’i Jehovah ka tsy mahavonjy,+ na hoe donto loatra ny sofiny ka tsy mahare.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara