Estera 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nahantona teo amin’ilay tsato-kazo+ nomaniny ho an’i Mordekay i Hamana.+ Dia nitony ny fahatezeran’ny mpanjaka. Salamo 69:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aoka ho vela-pandrika ho azy ireo ny latabany,+Ary ho fandrika ho azy, izay zavatra natao hahasoa azy.+ Romanina 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hoy koa i Davida: “Aoka ny latabatr’izy ireo ho fandrika sy vela-pandrika sy vato mahatafintohina ary famaizana.+
10 Koa nahantona teo amin’ilay tsato-kazo+ nomaniny ho an’i Mordekay i Hamana.+ Dia nitony ny fahatezeran’ny mpanjaka.
22 Aoka ho vela-pandrika ho azy ireo ny latabany,+Ary ho fandrika ho azy, izay zavatra natao hahasoa azy.+
9 Hoy koa i Davida: “Aoka ny latabatr’izy ireo ho fandrika sy vela-pandrika sy vato mahatafintohina ary famaizana.+