Romanina 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Miaraha mifaly amin’izay mifaly,+ ary miaraha mitomany amin’izay mitomany. 1 Korintianina 12:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary raha mijaly ny rantsambatana iray, dia miara-mijaly+ aminy ny rantsambatana rehetra, ary raha misy rantsambatana omem-boninahitra,+ dia miara-mifaly aminy ny rantsambatana rehetra.+
26 Ary raha mijaly ny rantsambatana iray, dia miara-mijaly+ aminy ny rantsambatana rehetra, ary raha misy rantsambatana omem-boninahitra,+ dia miara-mifaly aminy ny rantsambatana rehetra.+