Salamo 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa tsy misy azo itokisana izay lazain’ny vavany,+Ary fampahoriana no ao am-pony.*+Fasana misokatra ny tendany,+Ary fitaka no eo amin’ny lelany.+ Salamo 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mifandainga foana izy ireo,+Ary manao teny fandokafana+ nefa mihatsaravelatsihy.*+
9 Fa tsy misy azo itokisana izay lazain’ny vavany,+Ary fampahoriana no ao am-pony.*+Fasana misokatra ny tendany,+Ary fitaka no eo amin’ny lelany.+