Salamo 89:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa hoy aho: “Ho mafy orina mandrakizay ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Ary ataonao tsara fototra any an-danitra ny tsy fivadihanao.”+ Salamo 108:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa lehibe ny hatsaram-panahinao feno fitiavana ka mipaka hatreny amin’ny lanitra,+Ary ny fahamarinanao hatreny amin’ny rahona.+
2 Fa hoy aho: “Ho mafy orina mandrakizay ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Ary ataonao tsara fototra any an-danitra ny tsy fivadihanao.”+
4 Fa lehibe ny hatsaram-panahinao feno fitiavana ka mipaka hatreny amin’ny lanitra,+Ary ny fahamarinanao hatreny amin’ny rahona.+