Salamo 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mitsangàna, Jehovah ô! Aoka ianao hifanandrina aminy.+Ataovy izay hampiankohoka azy, ary aoka hanafaka ahy amin’ny alalan’ny sabatrao ianao, mba tsy ho azon’ny ratsy fanahy aho.+ Salamo 50:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Antsoy aho amin’ny andro fahoriana,+Dia hamonjy anao aho, ka hanome voninahitra+ ahy ianao.”
13 Mitsangàna, Jehovah ô! Aoka ianao hifanandrina aminy.+Ataovy izay hampiankohoka azy, ary aoka hanafaka ahy amin’ny alalan’ny sabatrao ianao, mba tsy ho azon’ny ratsy fanahy aho.+ Salamo 50:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Antsoy aho amin’ny andro fahoriana,+Dia hamonjy anao aho, ka hanome voninahitra+ ahy ianao.”