Joba 24:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nisandratra vetivety ny ratsy fanahy, dia tsy hita intsony.+Naetry izy ireo,+ ary otazana toy ny olon-drehetra,Sady tangosana toy ny salohim-bary. Hebreo 10:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Fa “efa tena kely sisa”+ dia “ho tonga ilay ho avy, ary tsy ho ela fiavy.”+ 1 Petera 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Efa manakaiky+ anefa ny faran’ny zava-drehetra. Aoka àry ianareo hisaina tsara,+ ary aoka ho mailo ka tsy hanao tsirambina ny vavaka.+
24 Nisandratra vetivety ny ratsy fanahy, dia tsy hita intsony.+Naetry izy ireo,+ ary otazana toy ny olon-drehetra,Sady tangosana toy ny salohim-bary.
7 Efa manakaiky+ anefa ny faran’ny zava-drehetra. Aoka àry ianareo hisaina tsara,+ ary aoka ho mailo ka tsy hanao tsirambina ny vavaka.+