Ohabolana 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aleo kely misy fahatahorana an’i Jehovah,+ toy izay be dia be nefa misy adin-tsaina.+ Mpitoriteny 2:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ny olona ankasitrahan’Andriamanitra+ no omeny fahendrena sy fahalalana ary fifaliana,+ fa ny mpanota kosa ampiasainy hanangona sy hamory, mba homena an’izay ankasitrahan’Andriamanitra.+ Zava-poana koa izany, sady toy ny misambo-drivotra fotsiny.+
26 Ny olona ankasitrahan’Andriamanitra+ no omeny fahendrena sy fahalalana ary fifaliana,+ fa ny mpanota kosa ampiasainy hanangona sy hamory, mba homena an’izay ankasitrahan’Andriamanitra.+ Zava-poana koa izany, sady toy ny misambo-drivotra fotsiny.+