Salamo 34:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Maro ny fahorian’ny olo-marina,+Nefa manafaka azy amin’izany rehetra izany i Jehovah.+ Salamo 145:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Manohana an’izay rehetra lavo i Jehovah,+Ary mampitraka an’izay rehetra mitanondrika.+ Ohabolana 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mety ho lavo impito ny marina, nefa ho tafarina ihany,+ fa ny ratsy fanahy kosa ho solafaka noho ny loza manjo azy.+
16 Mety ho lavo impito ny marina, nefa ho tafarina ihany,+ fa ny ratsy fanahy kosa ho solafaka noho ny loza manjo azy.+