Ezra 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy aho:+ “Andriamanitro ô! Tena menatra+ sy sadaikatra+ aho ny hiandrandra hitodika any aminao, ry Andriamanitro ô! Fa nihamaro ny fahadisoanay+ ka mihoatra ny lohanay, ary lehibe manakatra ny lanitra ny helokay.+ Salamo 40:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa nanodidina ahy ny loza tsy tambo isaina.+Maro ny fahadisoana vitako izay tsy tsapako akory.+Maro noho ny volon-dohako ireny,+Ka ketraka ny foko.+
6 Ary hoy aho:+ “Andriamanitro ô! Tena menatra+ sy sadaikatra+ aho ny hiandrandra hitodika any aminao, ry Andriamanitro ô! Fa nihamaro ny fahadisoanay+ ka mihoatra ny lohanay, ary lehibe manakatra ny lanitra ny helokay.+
12 Fa nanodidina ahy ny loza tsy tambo isaina.+Maro ny fahadisoana vitako izay tsy tsapako akory.+Maro noho ny volon-dohako ireny,+Ka ketraka ny foko.+