Salamo 119:115 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 115 Mialà amiko ianareo mpanao ratsy,+Mba hitandremako ny didin’Andriamanitro.+ Matio 7:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hotsoriko aminy anefa amin’izay fotoana izay hoe: Tsy fantatro mihitsy ianareo!+ Mialà amiko, ianareo mpandika lalàna.+
23 Hotsoriko aminy anefa amin’izay fotoana izay hoe: Tsy fantatro mihitsy ianareo!+ Mialà amiko, ianareo mpandika lalàna.+