Joba 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nampanalaviriny ahy ny rahalahiko,+Ary mihatakataka amiko mihitsy aza ireo mahafantatra ahy. Salamo 31:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lasa olona fandatsa+ aho eo imason’izay rehetra mankahala ahy,+Ary indrindra fa eo imason’ny mpiara-monina amiko.+Nanjary natahoran’ny olom-pantatro aho.+Mandositra izy ireo rehefa mahita ahy eny ivelany eny.+
11 Lasa olona fandatsa+ aho eo imason’izay rehetra mankahala ahy,+Ary indrindra fa eo imason’ny mpiara-monina amiko.+Nanjary natahoran’ny olom-pantatro aho.+Mandositra izy ireo rehefa mahita ahy eny ivelany eny.+